|
|
|
|

Entry (1/2)1  ambany avaratra
Elementary words  2  ambany, avaratra
Part of speech  3  locution
Examples  4  [2.59#336] Ny etsy ambany avaratra amy ny Soanarabe.
5  [1.10#A.326] vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra
6  [2.245#58] Koa raha indreto izahay, avy aroa ambany avaratra: tonga aty an-dafy Atsimo.
7  [2.324] Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any.
8  [2.470#114] Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny;
Analogs  9  ambanyatsimo, ambanyatsinanana, ambanyandrefana

Entry (2/2)10  Ambany Avaratra
Part of speech  11  name (toponym) [Full list]
Examples  12  [1.362] le hameau Ambala Andrefana ainsi nommé lorqu'il est considéré par rapport au hameau Ambala Atsinanana en situation plius orientale de l'autre côté de la rivière, est aussi appelé Ambany Avaratra, c'est-à-dire "en bas au nord" d'Amindrabe

Anagrams  13  Ambany Avaratra, ambany avaratra

Updated on 2025/02/08